Teny iditra ranomafana
Singan-teny rano ; mafana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (rano mafana) Warm water; hot springs
Fig. anger; a present. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196]
Ohatra Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka. [2.366]
Voambolana 

Teny iditra Ranomafana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, Ranomafana sns. [2.508]
Voambolana 
Fangi-bolantany -24.5666667, 46.9666667
-21.25, 47.45
-20.5166667, 46.7666667
-18.95, 48.8333333
-18.5666667, 46.9833333
-14.3666667, 49.55

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28