Teny iditra Raborobosy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy The name of a mythical person said to have invented the art of divining by the Sikidy. See borobosy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ Raboribosy ] Nom d'un devin célèbre qui apprit les Sikidy avec les Arabes, et les pratiqua le premier parmi les Hovas [1.3]
Ohatra Voalohany nafindra ny tamy ny Kiboandrano sy Raborobosy, dia nandika ireo amy ny olona. [2.48]
Voambolana 
Tovy hevitra Rakiboantoandro

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31