Teny iditra | Rabaha | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny malagasy | Rabaha [2.996] | |
Fanazavàna teny anglisy | Rabbah [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rabba [2.996] | |
Ohatra | hampirehitra afo ao ambonin' ny mandan' i Rabaha aho, ka handevona ny lapany izany, eo amin' ny akoran' ady toy ny amin' ny andro iadiana, sy eo amin' ny rivo-mahery mitambolombolona amin' ny andron' ny tafio-drivotra.
[2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Raba | |
Fivaditsoratra | bahara, rabaha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/01 |