Teny iditra mahatanty (tanty)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahazaka, mahalefitra: Tsy mahatanty esoeson-teny izy [1.1]
 Maozatra, tsy laitra, mahari-pery [1.13]
Fanazavàna teny anglisy To be able to endure; to be able to resist temptation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être capable de soutenir; être capable de résister à la tentation [1.8]
 Résistant [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mahatanty
Ny lasa : nahatanty
Ny hoavy : hahatanty
Mpanahaka  mahatohitra

Teny iditra Mahatanty
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra Ny toerana nalaza nisy ady mafy indrindra dia ny tao Anosimena-Mahajilo, izay naharesy an' i Mahatanty sy ny tao Ambiky, renivohitr' i Toera [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20