Teny iditra levy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fangotrahana [1.78]
  [Bara] Roatra, fandevenana [1.78]
 Famorivorin' ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso. [1.1]
 Famorivorin'ny rano mangotraka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay ébullition [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra Levy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Levy [2.996]
 Levi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Lévi [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Levì
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11