Teny iditra Karemy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fepotoana efapolo andro manomboka ny Alarobian' ny lavenona ka miafara amin' ny asabotsy masina, ifadian' ny kristianina katolika hanina sy hena isan-jomà ho fanaovana asa fivalozana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Carême [1.3]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: carême.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31