Teny iditra |
kalalao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A cockroach [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
|
Ohatra | ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika.
[1.395]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | ~ |
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
Kalalao
(kalalao)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -21.1833333, 47.1
|
|