Teny iditra Jean
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Ohatra 
1Iray reny tamin' i Jean René i Fisatra. [2.508]
2Dox, Razakandraina Jean Verdi Salomon no tena anarany. [2.313]
3Jean Dautheville vata vy lehibe mihidy kadanà koa aho. [2.356]
Anaran' olona 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20