Teny iditra Itompokolahy
Singan-teny i~ ; tompoko ; lahy
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4]
Ohatra 
1Itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e! [2.643]
2Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' Itompokolahy rainareo iny e! [2.470]
3Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [2.324]
Voambolana 
Tovy hevitra Ratompokolahy
Mpanahaka  Itompokovavy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26