Teny iditra | ikaloy (kalo) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ikaloana | |
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | |
Teny iditra | Ikaloy | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny malagasy | [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [1.10] | |
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |
Mpanahaka | Ny Tendrombohitra Roambinifolo | |
Fivaditsoratra | ikalio, ikaloy, laikoy |
Nohavaozina tamin' ny 2022/10/13 |