Teny iditra hanimbe (hanina, be)
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra ny mahita ny hanimbe sy ny hanimpy, sarotra ialana ny be (ceux qui sont en présence de mets abondants et exquis ont peine à les refuser) [2.48]

Teny iditra Hanimbe (hanina, be)
Singan-teny hanina ; be
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -24.3166667, 44.7

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31