Teny iditra hamaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Ambana (antsy) [1.78]

Teny iditra hamana (fana)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamana

Teny iditra Hamana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Hamana [2.996]
 Haman [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Aman [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Amanà
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30