Teny iditra gaza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetra fahatelo mety hananan' ny zavatra, izay tsy vaingana na tsiranoranony ka tsy bita-maso ary azo fintinina ao anaty toerana kely dia kely nefa mety hihanaka eran' ny toerana malalaka koa: Ny etona na fofon-drano dia gaza [1.1]
Voambolana 

Teny iditra Gaza
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Gaza [2.996]
 Gaza; [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Gaza [2.996]
Ohatra ilay avy tany Gaza dia namaky an' i Jodia sy Samaria; [1.38]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18