Teny iditra fitomaniana (tomany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrotsahan-dranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo; fangatahana, fitalahoana mafy miaraka amin-dranomaso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Weeping, lamentation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pleurs, lamentations [1.8]

Teny iditra Fitomaniana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy Fitomaniana: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Lamentations: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Lamentations: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20