Teny iditra fahatsiarovan-tena
Singan-teny fahatsiarovana ; tena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
 Fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Conscience [1.13]
Ohatra 
1Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan' ny fahatsiarovantena. [1.369]
2Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285]
Voambolana 
Lohateny Fahatsiarovan-tena (Razakandraina Jean Verdi Salomon)

Teny iditra Fahatsiarovan-tena
Singan-teny fahatsiarovan-tena
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1958
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21