Teny iditra | Dox | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (solon' anarana) | |
Fanazavàna teny frantsay | Jean Verdi Salomon Razakandraina, dit Dox ... [1.11] | |
Voambolana | Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Amina Batsola: tantara mampangitakitaka nisy marina tokoa taminʹny andron-dRanavalona III 1958 Antso Ataotaovy Izy mirahavavy 1946 Ny Razana Rakimalala 1955 Takariva am-pivahiniana Tonon-taona mampanembona | |
Tsanganana sy sary iray takila | Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy | |
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21 |