Teny iditra dada
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
Teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Father, dad [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Père [1.8]
Ohatra 
1Manao ahoana i Dada? [2.4]
2Nomen' i Dada azy ny adiresiko. [2.472]
3Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369]
Tovy hevitra aba ~ ada ~ baba ~ ikaky ~ ray
Kamban-teny 
Lohateny Dada (Solonomenjanahary Ranivoarisoa)
Dada sy Neny (Rinarasoa Estine)
Ohabolana 

Teny iditra dada
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
Voambolana 

Teny iditra dada
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] adaladala [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Un peu fou, bête, cf. dahidahy [1.19]
Tovy hevitra dadoa

Teny iditra dada
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay Hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]

Teny iditra dada
Sokajin-teny anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay (fitenin' ankizy) soavaly [1.66]

Teny iditra Dada
Singan-teny dada
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24