Teny iditra Bidens
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Bidens bipinnata anantsinahilahy, anantsinahy, anatsinahy, ravintsipolitra, trakajea, trakavola, tsipolitra, voatraka
Bidens pilosa anantsinahibavy, anantsinahivavy, anantsinahy, ravintsipolitra, traka, trakandrazana, trakaraza, trakavola, tsipolitra, voatraka
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21