Teny iditra | Antaimanambondro | |
Sokajin-teny | anaram-poko | |
Fanazavàna teny malagasy | Foko kely dia kely, atao koa hoe Antaivondro, manodidina ny ony Manambondro, anelanelan' Iavibolo sy Masihanaka, voalaza ho iray razana amin' ny Antambahoaka. Tanàna foibeny: Amparihy [1.1] | |
Voambolana | Tantara: firenena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |