Teny iditra |
andilana
(dilana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Valahana [1.78]
|
| Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny taolantehezana sy ny maoja ary toa mampitohy ny tenabe amin' ny rantsambatana ambany. [1.1]
|
| [Bezanozano]
[ andilaña ] Valahana [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | The loins [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hanche [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
andilana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Isthme [1.19]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Andilana
(any, dilana)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -17.3, 49.1666667
-15.8166667, 48.7833333
-13.4833333, 49.8
-13.25, 48.1833333
|
|
Teny iditra |
Andilana
(any, dilana)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -13.25, 48.1833333
|
Sary |
|
|