Teny iditra Ampitaniankova (ampita, hova)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Ampitaniankova no anararan' ity havoana ity, satria eo ireny andevo marobe avarina avy any Imerina no mahatazana voalohany ny ranomasina hamarinana azy [2.649]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/28