Teny iditra Ambohitsilaozana (vohitra, tsy, lao)
Singan-teny vohitra ; tsy ; lao
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Lasa ilay Soanagaly nahavita be tao Ambohitsilaozana. [2.472]
Voambolana 
Fangi-bolantany -17.6833333, 48.45

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31