Teny iditra Adama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Adama no lazaina fa voalohan' olona nataon' Andriamanitra sady razan' ny olombelona rehetra... [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Adam [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Adam [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Adamà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tanàna ao amin' ny lohasahan' i Jordana "eo anilan' i Zaretana" (Jos. 3. 16); heverina mandrakariva ho Jisr ed-Damieh ankehitriny, eo akaikin' ny fihaonan' ny ony Jordana sy Jaboka, izay nisy tetezana tany aloha. Tokony ho tao no nisy ny lafaoro fanempoan-barahin' i Hirama mpanefy varahin' i Solomona (ampit. 1 Mpanj. 7. 46). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Admah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Adma [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Adma
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Teny iditra Adama
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tanàna mimanda tany Naftaly (Jos. 19. 36). [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Adam [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Adâm [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Adoma
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31