Teny iditra Abdela
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Rain' i Selemia, anankiray amin' ireo olona nasain' i Joiakima mpanjaka hisambotra an' i Jeremia sy Baroka [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Adbeel [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Adbéel [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Adbeela
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31