Teny iditra | zato | ||||||||||||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sivy amby sivifolo ampiana iray, na folo impolo: Zato taona Ireto avy ny isa milaza ny isan-tokony zato: zato, roanjato, telonjato, efajato, dimanjato, eninjato, fitonjato, valonjato, sivinjato [1.1] | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A hundred [1.7] | ||||||||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cent [1.3, 1.8, 1.13] | ||||||||||||||||||||||||
Marika iraisam-pirenena | 100 C [3.1] | ||||||||||||||||||||||||
Ohatra | Misy zato mahery ny mpiasa amin' ny toby iray.
[2.472] | ||||||||||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | ||||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zato io | ||||||||||||||||||||||||
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao Randzavola: zato ao amin' ny Baiboly (=> isa) | ||||||||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
![]() |