Teny iditra z
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra.
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Kamban-teny 
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra Z
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Zatokilao [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03