Teny iditra | si | |
Sokajin-teny | anarana (eva) | |
Fanazavàna teny malagasy | (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Mpanahaka | do ~ re ~ mi ~ fa ~ sol ~ la | |
Sary | ||
Teny iditra | Si | |
Sokajin-teny | anarana (eva) | |
Fanazavàna teny malagasy | Singa mivaingana, faha-14 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Silicon. [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Silicium. [3.1] | |
Voambolana | Simia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |