Entrée sambo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazana lakana makadiry ohatra ny trano, natao hamakivakiana ny ranomasim-be. Karazan-tsambo: sambo lay, sambo mpiady, sambo setroka na sambo sitimo
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a ship, a large boat
Explications en français  [Hallanger 1974] bateau, navire, vaisseau
Vocabulaire 
Morphologie 
sambo
samboko
sambonao
sambony
sambontsika
sambonay
sambonareo
sambon'
sambon-
sambom-
-tsambo
-tsamboko
-tsambonao
-tsambony
-tsambontsika
-tsambonay
-tsambonareo
-tsambon'
-tsambon-
-tsambom-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1 [Andriamalala: Ranomasina, page 69] Tsy namaly aho fa ny sambo no nihetsika mafy.
2 [Randriamamonjy: Tantara] Afaka nandrafitra sambo nandehanany nankany Mozambika ny sasany.
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot sambo (1): Tsarasambo
Illustrations 

Mis à jour le 2022/07/30