Teny iditra s
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra S
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Sulfur. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Soufre. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14