Entrée roso
Partie du discours participe
Explications en malgache Efa miainga; efa lasa: Roso ny dia [1.1]
Explications en anglais going on [1.7]
Explications en français parti, qui est allé en avant: Roso izahay (Nous sommes partis, nous sommes allés en avant)[1.3]
 continuer, progresser [1.8]
Morphologie 
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
roso
rosoko
rosonao
rosony
rosontsika
rosonay
rosonareo
roson'
roson-
rosom-
ho roso
ho rosoko
ho rosonao
ho rosony
ho rosontsika
ho rosonay
ho rosonareo
ho roson'
ho roson-
ho rosom-
Dérivés 
Toponymes 
Exemples 
1Dia roso ny diako hamonjy ny renivohitry i Frantsa. [2.471]
2Vao maty ny masoandro, dia roso ny dia. [2.472]

Anagrammes soro

Mis à jour le 2022/09/02