Teny iditra | riana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Rapids, a waterfall [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Rapide, cascade [1.8] | ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny riana io | ||||||||||||
Sary | |||||||||||||
Fivaditsoratra | añary, anira, arina, iràna, raina, riana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |