Teny iditra nosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tany voahodidin' ny rano, anivon' ny riaka: i Madagasikara no nosy fahatelo amin' ny habeny eran' izao tontolo izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An island. [jav. And other Malayan dialects nusa.] [1.2]
 An island [1.7]
Fanazavàna teny frantsay île [1.3, 1.8]
Ohatra 
1sy Madagasikara, ilay nosy tsy foy! [2.944]
2Nosy ihany no mbola nahitanao ahy indray. [2.5]
3Izy irery no hany tompon' ny Nosy manontolo. [2.508]
Voambolana 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/26