Teny iditra Merina
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Foko lehibe monina afovoan' ny Nosy, izany hoe amin' ny tampon-kavoana voafaritry ny tanin' ny Vonizongo, avaratra, ny tendrombohitr' Ankaratra, atsimo, ny reniranon' i Sakay, andrefana, ny tandavan-tendrombohitr' Angavo, atsinanana
Tanan-dehibe: Antananarivo, Antsirabe, Miarinarivo, Soavinandriana, Ambatolampy, Arivonimamo, Manjakandriana. Samy manana ny anarana iantsoany ny Merina ny foko samihafa any anindrana: Amboalambo, hoy ny Sakalava; Ambaniandro na Merinalavasofina, hoy ny Betsileo; Antaimerina, hoy ny foko sasantsasany, ary Hova, hoy ny Betsimisaraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une population du centre de Madaga [...] [tohiny 1.5]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Lohateny 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  Ambaniandro ~ Hova ~ Tankova
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31