Entrée lanja
Partie du discours nom
Explications en malgache Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
¶ Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1]
Explications en anglais weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2]
 weight [1.7]
Explications en français poids, pesanteur [1.8]
 importance; masse, dose [1.13]
Dérivés 
Mots composés 
Toponymes 
Exemples 
1Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285]
2Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114]
3mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606]
Proverbes 

Mis à jour le 2022/01/13