Teny iditra lampy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Saiky marin-tampona [1.1]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra lampy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vilia be talesaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Plat de service [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra lampy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fototeny niavian' ireto teny ireto izay hita any amin' ny toerany avy: solampy, vatolampy, lampihazo, lampivato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Great flat stones, slabs or marble, etc [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Dallage [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07