Teny iditra jiro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny enti-milaza rehefa mety ho fanazavana amin' ny alina: Ampireheto ny jiro fa efa maizina ato an-trano
Jabora misy lahiny ka arehitra hanazava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A lamp [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lampe [1.8, 1.13]
 éclairage [1.13]
Ohatra 
1Mirehitra ny jiro eran' ny arabe. [2.285]
2Nisososo ny jiro nefa tsy mbola nazava. [2.332]
3Ny atsy, jiro herimbaratra lasan-davitra; [1.300]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra jiro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Tsatokazo solon-tsangambato ho fahatsiarovana olona [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Pieu surmonté de crânes de boeufs sacrifiés, pieu de tsikafara, (sòko). [1.19]
  [Sakalava] Bois fourchu au sommet qu'on plante dans le sol pour perpétuer le souvenir d'un mort. En Imerina on l'appelle plutôt tsangambato-hazo. [1.196]
  [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] Poteau auquel on attache les animaux offerts en sacrifice (sur la côte Ouest, ce même poteau sacrificiel est appelé hazomanga). De très nombreuses localités s'appellent anjiro, c'est-à-dire « là où il y a un jiro » et notamment une gare de la ligne de chemin de fer Tamatave Tananarive. [1.196]
Ohatra Tsangambato sy jiro no betsaka atý [2.445]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08