Teny iditra |
izarỳ
(irỳ)
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Those quite far away (not in sight) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8]
|
Ohatra | Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka.
[2.643]
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|