Entrée |
izahay
|
Partie du discours | pronom
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Fanao teny lazaina misolo ny olona miteny raha maro ka
manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha.Indraindray mety azo asolo ny "izaho" ny "izahay" raha misy
olona hafa voalaza ho miaraka amin'ny tena miteny: ~ Nitsidika anao teto izahay sy Rakoto fa tsy nahatratra anao. |
Explications en anglais | [Richardson 1885]
We (excluding the person addressed).
Compare isika.
|
| [Hallanger 1973]
we (excluding those addressed) |
Explications en français | [Abinal 1888]
Nous (à l'exclusion de ceux à qui on parle). |
| [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
nous (exclusif) |
Explications en italien | [Profita 1969]
noi |
Analogues |
anay ~
-nay ~
-ay |
Tableaux et planches |
|
|