Teny iditra |
isika
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy
manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia
izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | We, including the speaker and the spoken to.
Compare izahay.
[Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.])
[1.2]
|
| We (including those addressed) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
|
| Nous (inclusif) [1.5, 1.8]
|
Fanazavàna teny italianina | Noi [1.18]
|
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Mpanahaka |
antsika ~
-ntsika, -tsika |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
ïsika
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
hira
[1.78]
|
Tovy hevitra | |
|