Teny iditra irikatra (iry)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Misy tovana ikatra, mitovy hevitra amin' ny fototeny' iry" niaviany ihany: Mba mahafinaritra ahy irikatra hazo midoroboka irikatra [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21