Teny iditra irery
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Iray, tokana, tsy misy namana: Olona irery tsy mahabata io vato io ~ Mitoetra irery ao izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Solitary, alone [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Seul [1.3, 1.8]
 Sans compagnon [1.3]
 Solitaire [1.8]
Ohatra 
1Ny vy tsy hiko-rontana irery; [2.245]
2Izaho irery sisa no tokan-tena. [2.643]
3Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : irery
Tovonana : -drery
Sampanteny 
Tovy hevitra irery tena ~ tokana
Kamban-teny 
Mpanahaka  iray ~ tokana ~ hany ~ fotsiny ~ monja ~ singana ~ tsy amboa tsy lambo ~ irery tena ~ boribory ~ vato kiboribory
Ohabolana 

Teny iditra irerỳ (irỳ)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' izay tondroin' ny fototeny niaviany "irỳ" ihany: Vonjeo irerỳ ombin' ialahy, ry Isambilo, fa mitondraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Those far away (in sight), plural of iry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux-là, bien loin (visibles); pluriel de iry [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21