Entrée | ireo (io) | |
Partie du discours | pronom | |
Explications en malgache | [Rajemisa 1985] Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina | |
Tableaux et planches | tous les pronoms | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |