Teny iditra fandriana (andry)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bed, bedding. [1.2]
 A bed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lit [1.8]
Ohatra 
1Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470]
2Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fandriana, fandriako, fandrianao, fandriany, fandriantsika, fandrianay, fandrianareo, fandrian', fandrian-, fandriam-, fandria-
Tovonana : -pandriana, -pandriako, -pandrianao, -pandriany, -pandriantsika, -pandrianay, -pandrianareo, -pandrian', -pandrian-, -pandriam-, -pandria-
Tovy hevitra farafara
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23