Teny iditra | zohina (zohy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Arahina: Loza fazohin' Ikoto i rainy na aiza na aiza alehany Enjehina: Nozohin' ny mpiambina ilay mpangalatra ka azony Hatonina, jokoina: Zohio moramora io papelika io sao lasa [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be followed, as a line in reading; to be investigated [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on suit, comme la ligne en lisant; qu'on poursuit [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zohina io | ||||||||
Fivaditsoratra | hazony, hozany, zohina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |