Teny iditra | zaza tsy an-tranon-dreny | |
Singan-teny | zaza ; tsy ; trano ; reny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zaza mitoetra amin-drenikely [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Enfant dont la mère morte ou divorcée n'est plus sous le toit paternel [1.3] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26 |