Teny iditra |
zaza sary
|
Singan-teny | zaza ; sary |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Zaza tsy manandray ara-dalàna [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An illegitimate child [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Les bâtards sont des copies et non des originaux. [2.415]
|
| Enfant illégitime [1.8]
|
Ohatra |
1 | ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova;
[2.508]
|
2 | Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary!
[2.499]
|
|
|