Teny iditra zaza mahalia lalana
Singan-teny zaza ; mahalia lalana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zaza mety ho tonga irery any amin' izay alehany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Enfants qui peuvent marcher [1.3]
Ohatra Rahefa zaza mahalia lalana, tonga avokoa [2.298]
Tovy hevitra zaza mahatokan-dalana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20