Teny iditra zazalava
Singan-teny zaza ; lava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Zanaky ny mpiray tampo izay nifanarahan' ny ray aman-dreniny fa hanana anjara mitovy amin' ny lova izay tonga hiombonana amin' izay fotoana izay [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/26