Teny iditra zazalahy
Singan-teny zaza ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Boy [1.17]
Fanazavàna teny frantsay Petit garçon [1.3]
Ohatra 
1Fantatra aloha, hoy indray Ramatoa Ravao, fa zazalahy naditra Rivo. [2.529]
2Tsy naharitra ity zazalahy fa nitady hevitra hamahana ilay varavarana. [2.895]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27