Teny iditra zaza indray mihira
Singan-teny zaza ; indray mihira
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Olona mitovitovy taona niara-nilalao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Children of about the same age; contemporaries [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Contemporains ayant joué ensemble comme des enfants [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20